\v 26 Jesosy namaly andreo, nagnano hoe:"zakaiko aminareo marina,da marina tokôtry, fa mitadia anà anareo, tsy nohon'gne nahitanareo famatara,fa nohon'gne nihinanareo gne mofo ka voky. \v 27 Ka miasa ho an'gne hanina mety levo, fa miasa ho an'ny hanina izay maharitry ho an'gne fiaina mandrakizay izay homen'gne zanak'olo anareo, satria Andriamanitry Ray no nagnisy tombo-kase taminy."