\v 21 Jesosy namaly ka nizaka andreo hoe:"asa raiky no namboariko, ary da gaga noho izany avakoa anareo. \v 22 Nomen'i Mosesy gne famorana anareo(tsy hoe avy amin'i Mosesy izany, fa avy amin'ireo raza)< ary ame sabata da mamora olo anareo.