\v 4 Fa ilaigny gne mamakivaky an'i Samaria.\v 5 Ka da avy tao ame tanĂ na raiky ao Samaria izy, zakay hoe Sykara, akaikin'ilay ampahan-tany izay nomen'i Jakoba an'i Josefa zanany.