\v 37 Fatako fa taranak'i Abrahama anareo; mitadia izahy hahafaty anĂ  satria tsy mana toera ao aminareo gne tegnako. \v 38 Mizaka izay hitako niaraky tame Raiko aho, ary anareo koa magnano izay renareo tame rainareo."