\v 17 Avy eo nalaindreo Jesosy, ary nandeha nijotso izy, nizaka gne filôzôfiana, ho agny ame toera zakay hoe "toerana karandoha," izay ame Hebreo zakay "Golgota."\v 18 Nofatsian-dreo tagny Jesosy, ary nisy lelaha roa hafa niaraky tamin'azy, raikiraiky isaky gne ilany, ary Jesosy teo ategnategnany.