\v 37 Ary tame farany, andro zakabe ame firavoravoa, da nitsanga Jesosy ary nizaka mafy, magnano hoe:"raha misy mangetaheta, avelao izy hagnato anà ary hindrano.\v 38 Izay mino anà, araky gne voalazan'gne soratry masina, da hikoriana avy ao an-troky gne onin'gne rano velo."