\v 36 Fa ireo raha ireo no nitranga mba hahatanteraka gne soratra masina hoe:"tsy hisy ho tapaky na dia raiky ame tolany aza."\v 37 Ary mbola, misy soratra masina hafa mizaka hoe:"indreo da hagnety an'azy izay notsondreo lefo."