\v 1 Ary raha nandalo Jesosy, da nahita lelaha jamba hatramin'izy vao teraky. \v 2 Nagnato andreo gne mpianatriny hoe:"Raby, ia gne nagnota, io sa indreo ray aman-dreniny, no da teraky jamba mitovy amizao izy?"