\v 1 Telo andro taty afara, da nisy fampekaram-bady tao KanĂ  ao Galilia, ary tao gne renin'i Jesosy. \v 2 Jesosy sy ireo mpianatriny da nangia tame fampekaram-bady.