\v 20 Ary nisy grika vitsivitsy tamindreo izay niakatry hidera agny amè fifalia. \v 21 Nandeha amin'i Filipo indreo, izay avy agny Betsaida agny Galilia, ary nagnontagny anazy, magnano hoe: "Tompo, mba ta-hahita an'i Jesosy iahay." \v 22 Da lasa Filipo ka nizàka tamin'i Andrea; da lasa Andrea niaraky tamin'i Filipo, ary nizàka an'i Jesosy indreo.