\v 41 Avy eo nimonomono momba an'azy indreo Jiosy satria izy nizaka hoe:" izaho no mofo nidigny avy agny an-dagnitry." \v 42 Ary hoy indreo hoe:"tsy i Jesosy zanak'i Josefa me io, izay fantatsika gne ray aman-dreniny? Akoinga gne izakany hoe: 'nidigny avy agny an-dagnitry iao'?"