\v 48 Iao no mofon'gne fiaina. \v 49 Gne Raibenareo nihina gne mana tagny an'efitry, ary maty indreo.