\v 1 Ary nisy Fariseo raiky angia hoe Nikodemosy, mpitarika Jiosy.\v 2 Nagnato an'i Jesosy tame andro ariva io lelah io ary nizaka taminy hoe:"Raby, fatanay fa mpampianatry izay avy amin'Andriamanitry anao, satria tsy misy mahavita ireo famatara amboarinao raha tsy miaraka ame Andriamanitra."