\v 19 \v 20 \v 21 Nisy fizarazaragna indray teo amindreo Jiosy noho ireo záka ndreo. Managna devoly Izy ary very sina. Nagnino anareo gne miteno Azy?'' Gne sasany nagnambara hoe:''Tsy fizákan'gne olo misy devoly izà. Moa gne devoly afaka mampahiratra gne mason'gne Jamba?''