\v 57 Hoy indreo Jiosy tamin'azy hoe:"mbola tsy misy dimampolo taona akoinga anao, ka da ho efa nahita an'i Abrahama sa?"\v 58 Ary hoy Jesosy tamindreo hoe:"zakaiko aminareo marina,marina,da marina tokôtry,talohan'gne nahaterahan'i Abrahama, da ihao no izy."\v 59 Avy eo da nangala vato natoraky an'azy indreo, fa Jesosy nipody ka nizotso gne fengona.