\v 50 Tsy mitadia gne voninahitry aho; misy raiky mitadia sy mitsara. \v 51 Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa raha misy mitandrigny gne zakako, da tsy hahita fahafatesa mandrakizay izy."