\v 12 Nizaka tamindreo indraiky Jesosy, magnano hoe:"izaho no fahazavan'izao tontolo izao;izay magnaraky anĂ  da tsy handea ame mizy fa hana gne fahazavan'gne fiaina." \v 13 Hoy indreo Fariseo tamin'azy hoe:"anao da magnambara gne tegnanao; tsy marigny gne fagnambaranao."