\v 3 Noho izany ireo rahalany nizaka taminy hoe:"miala amin'ity toera ity ary mandehàna agny Jodia, mba hafahandreo mpianatrinao mahita ireo asa amboarinao evakoa. \v 4 Tsy misy olo magnano raha misistry izany raha izy tenany ary ta-ho fatatry ampahabemaso. Raha magnano ireo zavatry ireo anao da moboaky amin'izao tontolo izao."