\v 44 \v 45 Jesosy nangaiky mafy ka nizàka hoe: "Izay raiky mino Ahy, aza mino Ahy raiky ihagny fa koa Izi izay naniraka Ahy, ary izay raiky mahita Ahy da mahita Azy izay naniraka Ahy.