\v 23 Jesosy namaly andreo ka nagnano hoe: "Efa avy gne fotoa hanomeza voninahitry gne Zanak'olo. \v 24 Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa raha tsy latsaky amè tany gne voam-bary ka maty, da mitoetra amè tegnany raiky izà; fa raha maty izà, da hamokatry marobe.