\v 5 Ary tsy hagnaraky vahiny indreo fa hilefa anazy kosa, satria tsy fantany gne feon'gne vahiny.'' \v 6 Jesosy nizáka izà fagnohara izà tamindreo, saingy tsy azondreo nefa ireo zavatry nozàkaigny tamindreo.