\v 4 Noho izy no nisianm-piainana, ary io fiaina io no fahazavan'gne olo aby. \v 5 Gne hazava da mamiratry ao agnatin'gne mijy, ary gne mijy tsy nandresy izany.