\v 54 \v 55 Ary Jesosy tsy nandeha nibaribary teo andreo Jiosy koa, fa niala teo Izy nandeha amè tany akaikin'gne efitra ho agne an-tanàgna atao hoe Efraima. Ary nipetraka tao Izy sy ireo mpianatra. Ary efa akaiky gne Pasky gne Jiosy,ary maro tamindreo tagny ivelan'gne tanàgna gne niakatra tao Jerosalema mialohan'gne Paska mba hagnadio gne tegnandreo.