\v 38 \v 39 \v 40 Avy eo indray Jesosy, raha mbola vonto gne fanahigny, da nandeha amè fasana. Ary zohy izá, ary misy vato manarona azy. Hoy Jesosy hoe:''Esory hiala gne vato.'' Marta, anabavin'i Lazarosy, ilay maty,nizàka tamin'i Jesoksy hoe:''Tompo, efa maimbo gne vatagny raha amin'izao fotoana izao, satria efatr'andro izao gne nahafatesagny.'' Ary Jesosy nizàka taminy hoe:'' Tsy efa nambarako anao ve fa, raha mino anao,da ho hitanao gne voninahitr'Andriamanitra?''