\v 37 \v 38 \v 39 Raha tsy manao ireo asan'gne Raiko Aho, da aza mino hy. Fa raha manao iregny Aho, na gne tsy mino Ahy aza anareo,da minoa ireo asa mba hahafantaranareo sy hahazonareo fa gne Ray da ato Amiko ary Izaho ao amè Ray.'' Mbola nikasa gne hisambotra Azy indray indreo,fa nilefa Izy.