\v 32 \v 33 Ary Jesosy namaly andreohoe:''Maro gne asa tsara nasehoko anareo avy tamè Ray. Koa ino tamin'ireny asa iregny gne hitorahanareo vato Ahy?'' Namaly Andreo Jiosy ho:''Tsy gme asa tsara gne hitorahanay vato anao, fa gne fizákan-dratsy, satria anao,olombelona,da manao gne tegnanao ho Andriamanitra.''