Ntanaela nizaka taminy hoe:"moa hisy raha soa avy ao Nazareta?" Filipo nizaka taminy hoe:"magnatogna ary hiteo." Jesosy nahita an'i Natanaela nagnato an'azy ary nagnambara gne mombamomba an'azy hoe:"hiteo, izany no tena Isiraelita, izay tsy misy fitaka ao aminy!" Natanaela nizaka taminy hoe:"akoinga no hahafantaranao ahy? Jesosy namaly ka nizaka taminy hoe:" talohan'ny nangian'i Filipo anao, raha teo ambanin'gne hazon'aviavy anao, da hitako."