\v 45 Avy teo maro tamindreo Jiosy izay avy tao amin'i Maria sy nahita gne nataon'i Jesosy, gne nino Anazy; \v 46 Fa gne sasany tamindreo koa lasa nandeha nagnagny amè Fariseo ary nagnambara tamindreo gne zavatry nanin'i Jesosy.