\v 1 Ary nisy Fariseo raiky angia hoe Nikodemosy, mpitarika Jiosy.\v 2 Nagnato an'i Jesosy tame andro ariva io lehilahy io ary nizàka taminy hoe: "Raby, fatanay fa mpampianatry izay avy amin'Andriamanitry anao, satria tsy misy mahavita ireo famatara amboarinao raha tsy miaraka amè Andriamanitry."