\v 18 Raha tsy tia anareo izao tontolo izao, fantaro fa tsy tia Anah izy talohan'gne tsy nitiavany anareo. \v 19 Raha avy amin'izao tontolo izao anareo, da ho tian'izao tontolo izao mitovy am'gnanazy anareo. Fa satria tsy an'izao tontolo izao anareo ary nofidiko hiala amin'izao tontolo izao, noho izĂ  da tsy tian'izao tontolo izao anareo.