\v 41 Isaia nagnambara ireo zavatry ireo satria hitagny gne voninahitr'i Jesosy ka nkora momba Anazy. \v 42 Kanefa na izà aza, da maro tamindreo mpanampaky gne nino an'i Jesosy; fa noho ireo Fariseo, da tsy nagneky izà indreo mba tsy ho voasakagny ho ao amè synagoga. \v 43 Tiandreo tokôtry gne fideragny avy amè olo noho gne fideragny avy amin'Andriamanitry.