\v 30 Jesosy namaly ary nizàka hoe: "Izà feo izà da tsy ho Anah, fa ho anareo. \v 31 Avy ary gne fitsarà an'izao tontolo izao: Ary da ho roagny gne mpagnampaky izao tontolo izao.