\v 32 Ary Jesosy namaly andreo hoe: ''Maro gne asa tsara nasehoko anareo avy tamè Ray. Koa ino tamin'iregny asa iregny gne hitorahanareo vato Anah?'' \v 33 Namaly Andreo Jiosy ho: ''Tsy gne asa tsara gne hitorahanay vato anao, fa gne fizàkan-dratsy, satria anao, olombelona, da magnano gne tegnanao ho Andriamanitry.''