\v 1 Tafaran'ireo raha ireo Jesosy da nandeha tagny Galilia, fa tsy ta-ho agny Jodia anefa izy noho ireo Jiosy mitady hamono an'azy. \v 2 Ary efa akeky gne andro firavoravoan'gne Jiosy gne Tabernakely.