\v 60 Ary maro tamindreo mpianatriny izay nahare izany no nizaka ho:" fampianara soratry izany; iza no afaky agneky izany?"\v 61 Jesosy, noho izy nahafatatry tao aminy fa nimonomono tamin'izany indreo mpianatriny, nizaka andreo hoe:"mahakamo anareo ve izany?"