\v 30 Da hoy indreo taminazy hoe: "Ino zany gne famantara ho amboarinao, mba hahitanay sy hinoanay anao? Ino no ho amboarinao?\v 31 Gne raibenay nihina gne mana tagny agn'efatry, araky gne voasoaratry hoe:'nomeny mofo avy agny an-dagnitry indreo hoany."'