\v 6 \v 7 Ka rehefa nizàka tamindreo Izy hoe:"Izaho gne Izy", da nihemotry indreo ka lavo tamin'gnetany. Avy eo koa da nagnontany andreo Izy hoe:"Iza gne tadiavinareo?" Ary nizàka indray indreo hoe:"Jesosy avy agny Nazareta."