\v 39 Fa izao no ambarany momban'gne fagnaha, ireo izay nino an'azy no handray; ilay fagnaha da tsy mbola nagnome satria tsy mbola nahazo voninahitry Jesosy.