\v 16 Tsy nahazo ireo zavatra ireo gne mpianany tamè voalohany; fa rehefa nomem-boninahitry Jesosy, da tsaroandreo fa voasoratry momba Anazy ireo zavatry ireo ary efa nanindreo taminy izà.