\v 26 Ary Jaona namaly andreo, manao hoe:" manao batisa ame rano aho. Fa eo ategnategnanareo eo da misy olo raiky mitsinga izay tsy fantanareo. \v 27 Izy raiky izay avy ao afarako, izay tsy mendrika anĂ  gne hanataky gne tadin'e kapany." \v 28 Ireo raha ireo da namboary tagny Betania tagny andafin'i Jordana, izay nagnamboaran'i Jaoana batisa.