\v 10 Teto am'izao tontolo izy, ary izy gne nagnambĂ´try an'izao tontolo izao, ary izao tontolo izao tsy nahafatatry anazy. \v 11 Avy tagny ame olo izy, ary gne olo tsy nagneky anazy.