auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-09 08:27:51 -05:00 committed by root
parent 036e7948b6
commit f59ebca85d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ankehitrigny mangorohoro gne fanahiko ary ino gne tokogny ho teneniko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Aho'?Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoagna izao. Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teonisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: " Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." Ary
Ankehitrigny mangorohoro gne fanahiko ary ino gne tokogny ho teneniko? 'Ray ô!, vonjeo amin'ity lera ity Aho'?Kanefa noho izà antony izà gne nahatongavako amin'izao fotoagna izao. Ray ô!, hankalazao gne agnaranao. Avy teonisy feo nagnako avy any an-danitry nagnano hoe: " Efa nankalazaiko izà ary mbola ho hankalazaiko indraiky." Ary gne vahoaky nitsanga tam'gneo sy naharè izà da nilaza fa nisy kotroky teo. Gne sasany nizàka