auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 22:50:46 -05:00 committed by root
parent 6beca91e11
commit f420ab552f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Fa tena tian'Andriamanitry izao tontolo izao, ka nomeny gne zanany lahy tokana, mba tsy ho very izayrehetra mino azy fa hanana gne fiana mandrak'izay.\v 17 Fa Andriamanitra tsy nagniraky gne zanaka laha ho am'izao tontolo izao mba agnameloka an'izao tontolo iza,fa mba hamojy izao tontolo izao ame alalany.\v 18 Izay mino azy da tsy heloina, fa izay tsy mino da efa voaheloky sahady satria tsy nino gne agnaran'ilay zanaka laha raiky sy tokan'Andriamanitry.
\v 16 Fa tena tian'Andriamanitry izao tontolo izao, ka nomeny gne zanany lahy tokany, mba tsy ho very izay rehetra mino anazy fa hanà gne fiagna mandrakizay.\v 17 Fa Andriamanitry tsy nagniraky gne zanaky laha ho am'izao tontolo izao mba agnameloka an'izao tontolo iza,fa mba hamojy izao tontolo izao ame alalany.\v 18 Izay mino azy da tsy heloina, fa izay tsy mino da efa voaheloky sahady satria tsy nino gne agnaran'ilay zanaka laha raiky sy tokan'Andriamanitry.