diff --git a/04/39.txt b/04/39.txt index 02e5b19..28f01b8 100644 --- a/04/39.txt +++ b/04/39.txt @@ -1 +1 @@ -Maro tamindreo samaritana tao amin'izany tanĂ  izany no nino azy nohon'gne tatitr'ilay viavy izay magnambara hoe:" nozakainy tamiko aby izay namboariko rehetra." Ka rehefa nagnato an'azy indreo samaritana, da nangataka an'azy mbo hijanogny hiaraky amin'azy indreo, da nijagnony tao rohy andro izy. \ No newline at end of file +\v 39 Maro tamindreo samaritana tao amin'izany tanĂ  izany no nino azy nohon'gne tatitr'ilay viavy izay magnambara hoe:" nozakainy tamiko aby izay namboariko rehetra." \v 40 Ka rehefa nagnato an'azy indreo samaritana, da nangataka an'azy mbo hijanogny hiaraky amin'azy indreo, da nijagnony tao rohy andro izy. \ No newline at end of file