auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-08 22:35:12 -05:00 committed by root
parent f9988c76eb
commit f416d947bc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna fa mbola teo amin'ilay toerana nifakaitan'i Marta taminy ihagny. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraka tamigny tao an-trano sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hi
\v 30 \v 31 \v 32 Ary Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna fa mbola teo amin'ilay toerana nifakaitan'i Marta taminy ihagny. Noho izà indreo Jiosy, izay niaraka tamigny tao an-trano sy nampaheryazy, rehefa nahita an'i Maria nitsangagna malaky ka lasa nijotso, da nanaraka azy, nihevitra fa handeha hitomagny agny amè fasagna izy. Rehefa tonga teo amè toerana nisy agny