auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 23:32:29 -05:00 committed by root
parent ea245569ee
commit f3b03a052b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa Maria da nipatsaky nitomagny teo ambadikiny gne kobory. Raha izy nitomagny igny, da niondriky tao amin'ilay kobory. Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraky izy, gne raiky teo an-doha, ary gne raiky teo an-tongotry teo amin'ilay toera nametrahany gne vatan'i Jesosy. Hoy indreo tamin'azy hoe:"ravihavy,nagnino anao no mitomagnihy?" Hoy izy tamindreo hoe:"satria nindesindreo gne tompo, ary tsy fatatry izay nametrahandreo an'azy."
\v 11 Fa Maria da nipatsaky nitomagny teo ambadikiny gne kobory. Raha izy nitomagny igny, da niondriky tao amin'ilay kobory.\v 12 Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraky izy, gne raiky teo an-doha, ary gne raiky teo an-tongotry teo amin'ilay toera nametrahany gne vatan'i Jesosy. \v 13 Hoy indreo tamin'azy hoe:"ravihavy,nagnino anao no mitomagnihy?" Hoy izy tamindreo hoe:"satria nindesindreo gne tompo, ary tsy fatatry izay nametrahandreo an'azy."