auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-13 04:06:36 -05:00 committed by root
parent 5363629258
commit f3778511a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'gne nizàkan'i Jesosy ireo zàka ireo, da nivoky niaraky tamindreo mpianatriny Izy ho eny ampita eny amè lohasan-drika an'i Kidrona, izay nisy saha nidirany sy ireo mpianatriny. Ary Jodasy, Izay hamadiky an'i Jesosy, nahafantatry gne fandehanany koa, satri nandeha matetiky tany Jesosy sy indreo mpianatriny. Avy eo Jodasy, nitariky ireo tarika m
Tafaran'gne nizàkan'i Jesosy ireo zàka ireo, da nivoky niaraky tamindreo mpianatriny Izy ho eny ampita eny amè lohasan-drika an'i Kidrona, izay nisy saha nidirany sy ireo mpianatriny. Ary Jodasy, Izay hamadiky an'i Jesosy, nahafantatry gne fandehanany koa, satri nandeha matetiky tany Jesosy sy indreo mpianatriny. Avy eo Jodasy, nitariky ireo tarika miaramila sy indreo mpiandry raharaha sasany avy amindreo lohan'gne mpisorona sy Fariseo, nandeha tany niaraky tamin'gne