auto save
This commit is contained in:
parent
6b3eabeaf8
commit
e80e739747
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Rehefa lasa Jodasy, dahoy Jesosy hoe:" Ankehitrigny da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitra da omem-boninahitraao amigny. Andriamanitra da hanome voninahitry Azy ao amè tenagny, ary Izy hanome voninahitry Azy avy hatrany. Ry ankizy madiniky, fotona fohy sisa gne hiharako aminareo. Hitady Ahy anareo, ary araka izay nambarako tamindreo Jiosy hoe:'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo
|
\v 31 \v 32 \v 33 Rehefa lasa Jodasy, dahoy Jesosy hoe:" Ankehitrigny da omem-boninahitry gne Zanak'Olo, ary Andriamanitra da omem-boninahitraao amigny. Andriamanitra da hanome voninahitry Azy ao amè tenagny, ary Izy hanome voninahitry Azy avy hatrany. Ry ankizy madiniky, fotona fohy sisa gne hiharako aminareo. Hitady Ahy anareo, ary araka izay nambarako tamindreo Jiosy hoe:'Zay alehako, tsy azonareo aleha.' Ary ambarako aminareo koa izà ankehitrigny.
|
Loading…
Reference in New Issue