auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-25 23:32:29 -05:00 committed by root
parent 1ec340a3b2
commit e27a0aa933
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy eo Jesosy nizaka andreo hoe:" fiadagna ho anareo, mitovy gne napitsiry Ray anaha, no ampitsiriako anaredo koa." Rehefa avy nizaka izany Jesosy, da nitsoka gne fofon'aina tamindreo ary nizakandreo hoe:"raiso gne fagnaha
Avy eo Jesosy nizaka andreo hoe:" fiadagna ho anareo, mitovy gne napitsiry Ray anaha, no ampitsiriako anaredo koa." Rehefa avy nizaka izany Jesosy, da nitsoka gne fofon'aina tamindreo ary nizakandreo hoe:"raiso gne fanahy masina. Na helokiza na helok'iza avelanareo, da ho voavela indreo; ary na an'iza na an'iza tsy avelanareo, da tsy voavela indreo."