auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:09:57 -05:00 committed by root
parent cebda9adc6
commit e045506539
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 Gne voninahitry izay nomenao Ahy, da nomeko andreo, mba ho raiky indreo, taky gne maha riky antsika. Izaho ao amindreo, ary Anao ato amiko-ka ho tena raikytanteraky tokotry indreo, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa nagniraky Ahy Anao, ary nitia andreo taky gne nitiavanao Ahy. \v 22 \v 23 Gne voninahitry izay nomenao Anah, da nomeko andreo, mba ho raiky indreo, taky gne maha riky antsika. Izaho ao amindreo, ary Anao ato amiko-ka ho tena raikytanteraky tokotry indreo, mba ho fantatr'izao tontolo izao fa nagniraky Ahy Anao, ary nitia andreo taky gne nitiavanao Ahy.